Dikan'ny teny : manaraina

Hampiditra dikany hafa
(maraina) mt.s.: Tonga maraina: Rahampitso indray monaraina! ? Mivoaka ny trano na mandeha miasa vao maraina: Miasa manaraina izany izy. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0072