Dikan'ny teny : manapondipondy
Hampiditra dikany hafa
na Mamondipondy (pondy)mt.p. (manapondiponde, mamondiponde): Mamenjafenja, mamoriporitra zavatra amin'ny tan ana mba halemilemy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha