Dikan'ny teny : manapoizina

Hampiditra dikany hafa
(poizina) mt.p. (manapoizina): Manisy poizina: Nisy nanapoizina, hono, ny rano ace' am-pantsakana. Manome poizina: Karohin'ny polisy ny olona nanapoizina azy. ? h.o.: Manimba, mamohehatra: Manapoizina ny tanora ny boky toy itony. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0077