Dikan'ny teny : manapatrapatraka
Hampiditra dikany hafa
(patrapatraka) mt p. (manapatrapatraha): Manjera vongan-javatra vaventiventy na vongan-drano mitete mahalankalana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha