Dikan'ny teny : mananonanona

Hampiditra dikany hafa
(anona) mt.s.: Enti-milaza toetra tsy tsara tsy ratsy fa eo ho eo: Manao ahoana ny marary izay? — Mananonanona ao izy. / Mananonanona be ihany it? politika it? ka aoka aloha hahemotra ny resatsika. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0068