Dikan'ny teny : mananona
Hampiditra dikany hafa
(anona) mt. s. (mannova): Manao zavatra iray izay tsy lazaina mazava: Io manko i Bozy b! ny olona mananona fotsiny dia atosiny!
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha