Dikan'ny teny : mananihany
Hampiditra dikany hafa
(hanihany) mt. p. (mananihania): Mamazivazy tsy am-panajana, manaraby: Loza raha hananihany ny mpandalo ireo ankizy ireo.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha