Dikan'ny teny : manandrongo
Hampiditra dikany hafa
(androngo) mt. s. (manandrongoa): Mfkisaka ohatra ny androngo. ? Misafoaka ohatra ny ombalahy mitroatra. - F.-p.: Lavo manandrongo: mianjera mitatavoka anoloana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha