Dikan'ny teny : manandratra
Hampiditra dikany hafa
(sandratra) mt.p. (manandrata): Manainga ho ambony: Manandra-tanna * Mampanehoeho, manome laza: Izay manandra-tena dia haetry.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha