Dikan'ny teny : manampona

Hampiditra dikany hafa
(tampona) mt.p. (manampàna): Mahavoa, mahatratra eo an-tampony tsara: Nanampona ny tendron' ilay hazo tsara ny vato. 1 Mijery zavatra ambany toerana avy eny ambony: Avy teny Mandràka aho no nanampona an'i Sabotsy. ? mt. s.: Tonga tsara eo an-tampons: Nanampona ny tamin'ny roa ambin'ny folo no niainga izy. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0091