Dikan'ny teny : manambolo

Hampiditra dikany hafa
(ambolo) mt.p.: Mamantatra zavatra iray amin'ny fofona, maka fofona: Mahay manambolo sokina ve io alikanao io? Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0067