Dikan'ny teny : manambàka

Hampiditra dikany hafa
(ambàka) mt. p. (manambakà): Mamitaka amin'ny varotra (na amin'ny fakana tombony be loatra, na amin'ny fiangarana amin' ny lanja na amin'ny fivarotana zavatra tsaraivelany fotsiny fa ratsy na tsisy vidiny): Tokony hosazin'ny fanjakana mafy ny mpivarotra manambaka ? Manararaotra ny tsy fahalalan'ny olona iray ka mamitaka azy: Lozan'izay manambaka zaza fa tsy ho tantiny ny todin'izany. ? Miangatra na manao izay handresen'ny tena na haharesen' ilay mpifaninana amin' ny tena amin'ny fomba tsy an-drariny, an-kafetsena: Tokony hofadina ny manambaka amin'ny lalào, fa sady tsy rariny no mahamenatra. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0067