Dikan'ny teny : manamainty
Hampiditra dikany hafa
(mainty) mt.p. (manamaintisa): Mahatonga ho mainty: Manamainty ny valindrihana ny molaly. ? Mandoko mainty:MahaY manamainty lamba Ravao.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha