Dikan'ny teny : manamafy
Hampiditra dikany hafa
(mafy) mt.p. (manamafisa): Manamarina: Faly aho fa manamafy ny hevitro ny lazainao. •Manampy: Aoka ianao tsy hanamafy ny fananarana efa nataoko azy. ~ Mampitombo: Vao mainka hanamafy ny alahelony raha miseho ho malahelo koa ianao.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha