Dikan'ny teny : manakely

Hampiditra dikany hafa
(kely) mt.p. (manakeleza): Mahatonga kelikely kokoa: Manakely akanjo. ~ Mampihena: Tsy mety ny manakely ny hadisoana Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0079