Dikan'ny teny : manakambina

Hampiditra dikany hafa
na Manasakambina (sakambina) mt.p. (manakambina): Manodidina na mamihina amin'ny sandrintanana ny valahan'ny olona miara-mamindra amin'ny te-na. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0067