Dikan'ny teny : manakaiza
Hampiditra dikany hafa
na Manasakaiza (sakaiza) mt.p. (manakaizà): Ma-ka ho sakaiza: Manakaiza vahiny, mbola tia ka ilaozany (ohab.: enti-milaza fifankatiavana amin'olona miserana ihany, izay voatery hotapahina noho ny fandalovany fo-,iny ).
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha