Dikan'ny teny : manahoana
Hampiditra dikany hafa
1.
(ahoana) p.t: Be dia be: Olona manahoana no nitsena ny Filohan'ny Nosy e!
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
(manao ahoana): Teny entina manontany ny fahasalamana ka ampiasaina ho fiarahabana: Manahoana, tompoko ôl ? Entina manontany mandalina, mamototra momba ny toetoetran'ny zavatra iray:Manahoana ny fianarana, r'Ikoto.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha