Dikan'ny teny : managenagena

Hampiditra dikany hafa
na Mangenagena (gena) mt.p. (mangenagenà): Mitondra moramora sy am-pitandremana amin'ny tanana: Managenagena atody. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0095