Dikan'ny teny : manafo
Hampiditra dikany hafa
1.
(tafo) mt.p. (manafoa): Mametraka na manisy tafo: Iza no nanafo ny tranonareo?
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
(Atm) a.: Zatovo.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha