Dikan'ny teny : manafbka

Hampiditra dikany hafa
(foka) nit, p. (manafokà): Mamazivazy, 'mananihany: Notenenin-drainy Ikoto sy ny namany nanafôka an'ilay Rangahy sola be. • Manaratsy, manivaiva: Aza manafdka ny entam-barotr' olona. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0071