Dikan'ny teny : manadongaingy
Hampiditra dikany hafa
(dongaingy) mt.p. (manadongainge): Mainpitondra entana ka mahatonga ny loha toa hisitrika ao an-dam osina.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha