Dikan'ny teny : manabontsina
Hampiditra dikany hafa
(bontsina) mt. p.: Mampizihitra, manao izay hahafeno rivotra: Mana-bon tsina kodiaram-bisikilety. • h.o.: Mamporisika hanao asa iray, mitarika, mitan-na, mamoky: Tsy misy afatsy Rakoto no nanabontsina ny mpianatra himenomenona.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha