Dikan'ny teny : manabe

Hampiditra dikany hafa
(be) mt.p. (manabeaza): Mitaiza, mamelona, manao izay hahalehibe ara-tsaina sy ara-panahy: Manantena aho fa tsy ho nanabe xana-baratra akory aho nanabe anareo. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0073