Dikan'ny teny : mampitamby

Hampiditra dikany hafa
(tamby) mt.p.: Mampanantena zavatra nefa tsy manome: Aza mampitamby anay amin'izay vola fa manana izahay. ~ Miseho ho tsy ta hanao na hanome zavatra raha angatahina fa toa manantena zavatra vao hanome: Loza koa Rabe iny: mampitamby izy na dia ha-nome aza Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0067