Dikan'ny teny : mampitaha

Hampiditra dikany hafa
(taha) mt. p.: Mampifanatrika zavatra na olona roa ka tombanana iza no isaratsara kokoa amin'izy ireo: Andeha hampitaha lakana sy zahatra ve ianao? Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0771