Dikan'ny teny : mamovoka
Hampiditra dikany hafa
(vovoka) mt. s.: Mandrakotra vovoka: Mamovoka io tany mianjera io fa amboary. 1 Manetsika, mampibofoka vovoka, mampitera-jofo: Tandremo ny mamovoka rehefa mamafa trano. • Enti-milaza ny vovoky ny kitrotro izay miendaka amin'ilay marary ka manidina mifmdra amin'ny mbola tsy voa: Mamovoka izao ny kitrotron'ny ankizy ka aza mbola mamangy any aminay aloha ianareo.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha