Dikan'ny teny : mamoina
Hampiditra dikany hafa
1.
(mamo) ?nt p. (mamoy): Atao izay hahaleo, izay hahamamo: Aza mamoinao io zaza bo.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
(foina) mt.p. (mamoinĂ ): Tsy mamela hihetsika na hipaika (fanorona).
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha