Dikan'ny teny : mamiratra
Hampiditra dikany hafa
(firatra) mt.p. naP-t, (mamirata): Mazava manjopiaka: Fahazaana mamirapiratra • Mangirangirana, man,ielanjelatra: Mahita zavatra mamirapiratra ao anaty vovoka aho.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha