Dikan'ny teny : mamingana
Hampiditra dikany hafa
(fingana) mt.p. (mamingàna) : Mandavo amin' ny tongotra.: Iza no namingana an-dRabe ianareo? • Manao ankasomparana: Ny sakaizany ihany no namingana azy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha