Dikan'ny teny : mamimaso

Hampiditra dikany hafa
(pimaso) mt.p.: Manao famantarana amin'ny maso, manao pimaso: Namimaso ahy Rabe uao tsaroako fa hay moa tsy azo lazaina an'i Neny ilay zavatra Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0557