Dikan'ny teny : mametsovetso

Hampiditra dikany hafa
na Mivetsovetso (uetsovetso) mt.p. (mametsouetsôa, mivetsouetsôa): Mitadidy na misaintsaina ny lasa; mahatsiaro mamohafoha ny lasa: Mametsovetso izany andro taloha aho izany ka torovandrovana er? ny saiko. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0073