Dikan'ny teny : mamefika

Hampiditra dikany hafa
(fefika) P. (mamefeha): Manao izay haharendrika (noho ny antony samihafa): Namefika ny sambony an-tsitrapo ilay Kapiteny. 1 Mamaky (atody), mamely totohondry. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0075