Dikan'ny teny : mamatotra
Hampiditra dikany hafa
(fatotra) mt.p. (mamatora): Mifehy: Mamatotra entana amin'ny kofehy. ? Mandrohy: Mamatotra adala * Managadra: Mamatotra mpangalatra amin'ny rojo vy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha