Dikan'ny teny : mamantsona
Hampiditra dikany hafa
(fantsona) mt.p. (mamants6na): Mandefa rano ao anaty fantsona: Hatti' ny dokotera ny mamantsona ronono ny marary tenda.
Tsy inona tsy akory fa misy diso tsipelina maromaro: mamants6na, sy Hatti'
Tokony ho:
(fantsona) mt.p. (mamantsona): Mandefa rano ao anaty fantsona: Hain' ny dokotera ny mamantsona ronono ny marary tenda. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha