Dikan'ny teny : malemy

Hampiditra dikany hafa
(lemy) p.t: Malefaka, malambolambo: Malemy ny hoditry n9 zaza ? Mora aforitra, tsy henjana, mora tapaka: Vola malemy. / Malemy ity rantsan-kazo ity. 1 Mora tsakoina, boda, bodaka, mihonankonana: Tsara masaka ny hena ka malemy. / Savoka malemy. ? Kely ai-na, tsy matanjaka, mihozohozo, mangozohozo: Mbelà fa malemy loatra tonca ka tsy hahavita io asa io. • Tsy afa-manohitra fa manaraka ambokony, morainy loatra, rainazy:Malemy loatra aminjanany io Ramatoa io. • F.-p.: Malemy an-dranombary: ent-milaza lehibe morainy na rainazy loatra eo amin'ny fitondrana. / Malemy fanahy: olona morabe, tsy masiaka,mampiseho fi tiavana./Malemy maozatra: Miseho ho malefaka nefamadity, atao koa hoe malemy tsy azo. / Malemy paika: olona maka mora, malefa-pihetsika. J Fanaka malemy: entimilaza ny vehivavy. ¶ M.h: Bada (bodaka), modaka, motraka, lotaka, mondaka (nondaka), bore taka, mihonankonana. Male m y. malemilemy, mavozo (mavozovozo ), marary ovana, tsy matanjaka, garera, tsy mahazo nofo, malezolezo, marafoka, tsingozahoza, marezoka, marazoka, mangoz oh ozo, konetaka, vavivavy, kely ai-na, kely ambaitra, somararetra. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0066