Dikan'ny teny : makafoka

Hampiditra dikany hafa
1. a.: Karazan-kazo madinidinika. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. p.t: Tsy misy tsirony, tsy mba misy ranony firy fa maimaina, matsaboka. - t.i.f.: Makafokafoka f hakafokafoka. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.012