Dikan'ny teny : mahitsy

Hampiditra dikany hafa
(hitsy) p.t.: Tsy meloka: Efa mahitsy ny tananao fa tsy tahaka ny tamin'ny nahapotrahanao. • Tsy miolokolika, tora-tady: Manaraha an'iny lala-mahitsy iny. ? Tsy misy diso: Efa mahitsy ny fitenin'it? zaza ? F.-p. sy Fiten.: Mahitsy ohatra ny tsinaim-balala: tsotra tsy misy olakolaka. /Mandefi-mana-mahitsy: miaritra na dia manana ny marina a z a. * Ohab.: Monina amoron' ala ka mahita ny mahitsy hokapaina: enti-milaza fa ny fisian'ny tena amin'ny toerana iray dia ahalalana mihoatra an'iza na iza izay rehetra mikasika an'io, na koa: izay zatra mifampikasokasoka amin'olona na zavatra maro no mahalala izay tokony hatao. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.008