Dikan'ny teny : mahavoa
Hampiditra dikany hafa
(voa) mt.p. na mt.s. (mahavoàza): Mahatratra, mahakasika: Tsy mahavoa ahy avy eo ianao. ? Mahazo: Tsy nahavoa ny fandriha nataonao. • Maharesy, mahaf aty antoka: Tsy fitandremana kely foana dia mety mahavoa. ? Mahomby: Tsy mahavoa io mpisolovava io fa ialao.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha