Dikan'ny teny : mahavatra

Hampiditra dikany hafa
(vatra) mt.p. (mahavàra): Mahakarakara na mahakolokolo mandrakariva: Mahavatra manondraka ireo voninkazo ireo isa-maraina izy. 1 Mahatozo amin'ny fanaovana izay hahasoa: Mahavatra mifoha amin'ny dimy maraina isan'andro izy mba hahandro vary ho an'ny vadiny. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0077