Dikan'ny teny : mahatafintohina

Hampiditra dikany hafa
(tafintohina) mt. p, : Mahatezitra, mahasosotra: Nahatafintohina azy ny teny nataon'ny mpampianatra. ? Mahatonga hanao ratsy noho ny fahitana ny hafa manao io ratsy io: Nahatafintohina azy ny fahitana ny lehibe manao toetra tsy mendrika ka nivadika ho rats y koa izy. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0085