Dikan'ny teny : mahare

Hampiditra dikany hafa
(re) mt, p.: (mitovy hevitra sy fampiasa amin' ny mandre ihany saingy izy tsy manana fomba mandidy) Mandray amin'ny sofma ny feo avoakan'ny zavatra na biby na olona eo amin'ny manodidina: Marenina izy ka tsy mahare na inona na inona. ~ Mahalala no-ho ny filazan'ny olona: Nahare aho fa lasa any andafy ny zokinao. ? Mahatsiaro: Nahare hatsiaka aoka izany aho aninaraina. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0078