Dikan'ny teny : mahaliana
Hampiditra dikany hafa
(liana)p. t.: Mahatonga ho liana, tsara ka tiana ho hita, ho heno, hohanina...: Mahaliana izany tantara izany.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha