Dikan'ny teny : mafaika
Hampiditra dikany hafa
(faika) p.t: Misy fat-ka tsy azo atelina mijanona ao mn-bava: Tsy tiako io voankazo io fa mafaika. - F.-p.: Faikan'olona: anisan'ny fanambanim-bahoaka. ΒΆ M.h.: Tsaikan'olona, fakon'olona.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha