Dikan'ny teny : madilana
Hampiditra dikany hafa
(dilana) p.t: Misy lempona kely eo afovoany ka mila ho tapaka. * Fiten.: Tsy misy madilana hotentenana na maito hotohizina: ara-bakiteny: (toy ny landy) tsy misy manify na kely andilana hofenoina na tapaka hotohizina; h.o.: Tsara sy feno tanteraka, tsy misy tsy ampy hampiana na simba hamboarina.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha