Dikan'ny teny : lova
Hampiditra dikany hafa
a: Vola na fananana navelan'ny ray aman-dreny ho an'ny zanany: Nahazo lova be izy, ? h.o.: Toetra, aretina nafindran'ny ray amandreny na ny razana tamin'ny taranany: Hatsaram-panahy no hany lovany tamin'ny ray aman-dreniny. - t.i.f.: Lovaina na / mandova, fandova, mpandova / andovana, fandovana I mahalova 1 lovalova. ? F.-p.: Lova tsy mifindra: lova tsy mivoaka ny fianakaviana; (mba hahatanteraka izany, dia nifanambady mpihavana ny Ntaolo).
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha