Dikan'ny teny : lotika

Hampiditra dikany hafa
p. t.: Malemy ho ]o sy madiva ho potika; maloto mifotetaka, solotika. ~ h.o.: Tezitra na sosotra mafy any am-po any: Lotika tamiko izy noho izaho tsy nanaiky hiray tsikombakomba taminy. i ti.f.: Milotika, filotika 1 mahalotika / lotldotika. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0073