Dikan'ny teny : lonika
Hampiditra dikany hafa
ft.: Fahosahosana sy fahaketraketrahana; fahavesabesarana sy fitanondrehana tsy mahazaka loha. - t.i.f.: Alonika 1 milonika.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha