Dikan'ny teny : lokoana
Hampiditra dikany hafa
(loko) mt. pdr, na th. (lokoy): Asiana loko: Nolokoany mena dorehitra ny tranony. ? Asiana dity hipetaka: Lokoy tsara ny valopy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha