Dikan'ny teny : lokanga
Hampiditra dikany hafa
a.: Zavamaneno malagasy mitovitovy amin'ny lokanga vazaha ihany, fa tsotra dia tsotra ny bikany; ny fikasohana dia atao amin'ny tsiraka taretra na tsiraka hodi-knzo toy ny lombiry, vihana; ditin-kazo manitra (ramy ) no ahosotra ireo tadiny, izay misy 4 ka hatramin'ny 7. - Lokanga hisatra: sarin tsarin- dokanga ataon'ny ankizy kilalao ka hisatra no ataony solon-tadin-dokanga. I Lokangam-bazaha: lokanga vita vazaha. / Lokanga uaua: lokanga vy kely hazonina arnin'ny nify dia tendrena arnin'ny tanana. f Lokanga uoataoo: Karazan-dokanga izay voatavo no atao reninY. ΒΆ M.h.: Jejy. * 0 hab.: Lokanga hisatra: tapaka andro nanaooana: entimilaza zavatra tsara fa tsy maharitra. 1 Lokanga tsy a-tao ka lehibe ny uoatauo: milaza ho tsy mahavita zavatra iray niangaviana azy, kanefa te hoderaina indray ka miteniteny momba ny fanaovana an'io zavatra io.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha